|
|
|
|

Teny iditra1  fitaikotaiko
Fototeny  2 taikotaiko
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban'ny olona mitaikotaiko, izany hoe mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17