|
|
|
|

Teny iditra1  fitafofotra
Fototeny  2 tafofotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran'ny rivotra mitafofotra na mitsoka mafy:
5 Amin'ny rivo-doza, ny fitafofotry ny rivotra no loza noho ny fifafin'ny orana.
6 
[1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17