|
|
|
|

Teny iditra1  fisosonana
Fototeny  2 sosona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisiana sosona na zavatra manampy avy ao anatiny: Ny fisosonan' ny akanjo dia mahatonga azy hafana sy matevina [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisonasona, fisosonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12