Entrée fisosohana (sosona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fananana sosoka na fanampiana lamba rovitra na marambato mba hitovy tantana: Hampihena betsaka ny vidiny ny fisosohan'itỳ palitao itỳ
¶ Fankanesana ho eo amin'ny toeran'olon-kafa iray: Tsy nahateny ny olona nahita ny fisosohan'ilay vahiny tsy fantatra teo amin'ny toeran' ny filoha
¶ Fisalovanana eo anoloana: Mahasosotra ahy ny fisosohanao eo anoloako
¶ Fitsabahana amin'ny raharahan'ny sasany: Tsy ilaiko akory ny fisosohanao amin' ny raharahako [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31