|
|
|
|

Teny iditra1  fisorohana
Fototeny  2 soroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
5 Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fihosorana, fisorohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08