|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisongadinana |
| Fototeny | 2 songadina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiavahana tsara, fivongadinana:
5 Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity. 6 7 Fiboridanana: 8 Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. 9 [1.1] |
| Fivaditsoratra | 10 fisangodinana, fisongadinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|