|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisompiranana |
| Fototeny | 2 sompirana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra
5 Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 obliquité
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|