Entrée fisomparana (sompatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana izay hahavoa ny hafa, fihetraketrahana, fanimbana: Fisomparan'ny hafa no nahavoa azy fa tsy mba aretina tsotra akory [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20