|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisolotihana |
| Fototeny | 2 solotika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahalotoana mitsaporetika, fisiana tsikoko miaraka amin'ny menaka:
5 Ny fisolotihan'ity zaza ity no tsy andraisan'ny mpampianatra azy hiditra hianatra. 6 [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|