|
|
|
|

Teny iditra1  fisolafahana
Fototeny  2 solafaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fibolisarana:
5 Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
6 

7 Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana:
8 Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory.
9 
[1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17