|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisokoana |
| Fototeny | 2 soko |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fidirana tsimoramora:
5 Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany. 6 7 Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: 8 Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly. 9 10 Fangalaran-javatra mangingina: 11 Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adalo an'ilay bokiko. 12 13 Fanampohana, fisovohana: 14 Ny fisokoan'ny fahavalo. 15 [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|