|
|
|
|

Teny iditra1  fisivanana
Fototeny  2 sivana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandalovana amin' ny sivana, amin' ny makarakara vy fanintsanana
5 Fifantenana, fitsikerana mba hahitana izay tsara ihany: Ireto mpihira ireto no voatana taorian' ny fisivanana faharoa
6 Fanintsanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12