Entrée fisitrihana (sitrika)
Partie du discours nom
Définition malgache Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony?
¶ Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23