|
|
|
|

Teny iditra1  fisitisity
Fototeny  2 sitisity
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana.
5 Fandehanana mitikintikina:
6 Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy.
7 
[1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17