|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fisisika
Fototeny  2 sisika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misisika na mitsofoka amim-pahakingana [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fisisika
Fototeny  6 sisika
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazam-piravaka paingorina amin' ny akanjo, karazam-paingotra zary haingo itanana fitafiana toy ny karavaty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Mod. s. from misisika (sisika).] A brooch, a hair-pin. See kavina. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12