|
|
|
|

Teny iditra1  fisiontsiona
Fototeny  2 siontsiona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban'ny olona misiontsiona, mivezivezy atsy sy ary, mihataka somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. [1.1]

Fivaditsoratra  fisiontsiona, 5 fisointsoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17