|
|
|
|

Teny iditra1  fisesy
Fototeny  2 sesy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 toetran'ny zavatra misesy;
5 fifandimbiasan-javatra matetika tsy misy fiatoana:
6 tsy nahavitana asa firy ny fisesin'ny fety tao ho ao izay.
7 
[1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17