Entrée fisesehana (sesika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.
Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20