Entrée fisendahana (sendaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05