|
|
|
|

Teny iditra1  fisarongatra
Fototeny  2 sarongatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny olona misarongatra, mitroatra amim-pahatairana tsy azo tonena, mitroatran-katezerana [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisarangotra, fisarongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12