|
|
|
|

Teny iditra1 fisarihana
Fototeny  2sarika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato.
5Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny.
6Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7attraction, tirage. [1.13]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 fihisarana, 10 fisahirana, 11 fisarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08