|
|
|
|

Teny iditra1  fisarangotra
Fototeny  2 sarangotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin' olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy [1.1]

Fivaditsoratra  fisarangotra, 5 fisarongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12