|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisarangotana |
| Fototeny | 2 sarangotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fisarangotana, 5 fisarongatana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|