|
|
|
|

Teny iditra1  fisandoka
Fototeny  2 sandoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon' ny zavatra tsy azy akory [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisakonda, fisandoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12