|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisandohana |
| Fototeny | 2 sandoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy
5 Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|