|
|
|
|

Teny iditra1  fisanasanana
Fototeny  2 sanasana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12