Entrée fisambotra (sambotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika" [Rajemisa 1985]

Entrée fisambotra (sambotra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra [Rajemisa 1985]

2009/02/23