Entrée | fisamboritana (samboritra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna [1.1] | |
Synonymes | fisamboritra | |
Mis à jour le 2023/01/05 |