|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisamahana |
| Fototeny | 2 samaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany
5 Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 famisahana, fisamahana, 7 hamafisana, 8 mifañasaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|