|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisalehorana |
| Fototeny | 2 salehotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahamaikamaikana foana, fiselontselonana amin' ny raharahan' ny hafa: Mahasosotra ahy ny fisalehoranao amin' ny raharahako ka atsaharo masonandro anio
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|