|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fisakana
Fototeny  2 sakana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misakana
5 Azo sakanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qu'on peut empêcher, arrêter; manière d'empêcher [1.3]

Teny iditra (2/2)7  fisakana
Fototeny  8 saka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fakana, fihalorana (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 l'action de fouiller, de prendre des écrevisses, le lieu [1.3]

Fivaditsoratra  12 fikasana, fisakana, 13 fisanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12