|
|
|
|

Teny iditra1  fisahotahana
Fototeny  2 sahotaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo, fa ny fisahotahan' ny vahoaka no tsy hita holazaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12