|
|
|
|

Teny iditra1  fisafo
Fototeny  2 safo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misafo, na mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray izany, na mandalo mba hijery ny fandehan-javatra iray [1.1]

Fivaditsoratra  5 fifosa, fisafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12