Entrée fisadika (sadika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20