|
|
|
|

Teny iditra1  firongotana
Fototeny  2 rongotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitondrana zavajavatra maro izay mampananosarotra ny tena; fitondrana ankizy kely maro miaraka amin'ny tena [1.1]

Fivaditsoratra  firongotana, 5 fitangorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12