|
|
|
|

Teny iditra 1  firona
Fototeny  2 rona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona na zavatra mirona, izany hoe miraika na mihilana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'état de ce qui est incliné, manière de se pencher [1.3#546]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how firona

Fivaditsoratra  7 fanory, 8 finora, 9 firano, firona, 10 forina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04