|
|
|
|

Teny iditra1  firitso-basy
Singan-teny  2 firitsoka, 3 basy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (firitsobasy) fihitso-basy [1.2]
Tovy hevitra  7 fihitso-basy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12