|
|
|
|

Teny iditra1  firingiringiana
Fototeny  2 ringiringy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiteronteronana amin' ny toerana avo; fiavonavonana, firehareham-poana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12