|
|
|
|

Teny iditra1  firidiridy
Fototeny  2 ridiridy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny zavatra na olona miridiridy, na mihenjana, mihinjitra, mihinjihinjy [1.1]

Fivaditsoratra  5 fidiridiry, firidiridy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12