|
|
|
|

Teny iditra1  firiatra
Fototeny  2 riatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra miriatra, izany hoe mandositra, na mipoaka tampoka: Ny firiatran' ny varatra [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  6 fiaritra, firiatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02