|
|
|
|

Teny iditra1  firaparapana
Fototeny  2 raparapa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12