|
|
|
|

Teny iditra1  firaondraona
Fototeny  2 raondraona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavamaneno miraondraona: Sondriana erỳ aho mihaino ny firaondraonan' ny orga any am-piangonana [1.1]
Voambolana  5  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  firaondraona, 6 firoandroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12