|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firantirantiana |
| Fototeny | 2 rantiranty |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitandaharana amin' ny toerana avo na mora hita ka miharihary tsara; fitsangantsanganan-javatra mitandahatra
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|