|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firaika |
| Fototeny | 2 raika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pente, inclinaison
[1.13] |
| Ohatra |
6 Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa.
[2.296#]
|
| Voambolana | 7 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | firaika, 9 firiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|