Entrée firaharahana (raharaha)
Partie du discours nom
Définition malgache Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao
¶ Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny
¶ Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery [Rajemisa 1985]
 ¶ tsy firaharahana môraly, imôralisma: fanipahana sy fandavana ny lalàna môraly izay tokony hifehy ny fiainan'ny olombelona [SLP 1986]
Traduction française ¶ tsy firaharahana: indifférence
¶ tsy firaharahana môraly, imôralisma: immoralisme [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31