|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fipy
Fototeny  2 py
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mipỳ, izany hoe mikimpikimpy maso [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fipy
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis [2.612]
Voambolana  8  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  9 andy, bemahova, hazolava

Fivaditsoratra  fipy, 10 pify

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12