|
|
|
|

Teny iditra1  fiporitsaka
Fototeny  2 poritsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona miporitsaka, izany hoe mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory, lasa midify haingana tsy tra-maso [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12