|
|
|
|

Teny iditra1  fipitrapitra
Fototeny  2 pitrapitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony [1.1]

Fivaditsoratra  5 fipatripatry, fipitrapitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12