|
|
|
|

Teny iditra1  fipentsompentsona
Fototeny  2 pentsompentsona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mipentsompentsona, fomba entina mipentsompentsona, fitsaontsaona, fitaria: Tsisy tsy gaga amin' ny fipentsompentson-dRavehivavy iny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12