|
|
|
|

Teny iditra1  fipaohana
Fototeny  2 paoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandositra: Ny fipaohan' ny papango ny zanak' akoho [1.1]

Fivaditsoratra  5 fiapohana, fipaohana, 6 fipoahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12